Entrée |
hahay
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Betsimisaraka]
Anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [1.78]
|
Explications en anglais | Aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
|
Explications en français | Aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
|
Nom scientifique | Daubentonia madagascariensis |
Vocabulaire |
Synonymes | |
Autres orthographes |
Tableaux et planches |
|
|
Entrée |
hahay
(hay)
|
Partie du discours | futur du verbe actif mahay
|
Exemples |
1 | Toa tokana ihany hatrany no tao an-dohany : ny hahay taratasy!
[2.356]
|
2 | Iza no hahay hitantara ny hamaizinan' ny tao an-tokan-tranon' i Bina?
[2.499]
|
3 | Aoka ianareo hahay mijery sy mandinika ny zava-dehibe kokoa noho ny volon-doha.
[2.528]
|
|
|