Teny iditra | haingy | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Menamenatra, mahatsiaro henatra na tahotra, hita ho mangasihasy: Haingy ny anao lahy nony nilazana fa fantatra daholo ny nataony rehetra teo aloha [1.1] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Mpitovy hevitra | haingihaingy | |||||||||
Fivaditsoratra | Ingahy, ngiahy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |