Teny iditra hakinga (kinga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Toetran' ny olona kinga, mailaka,mahay amin' ny ataony: Nampiseho hakinga lehibe izy tamin' izany
Mpitovy hevitra fahakinga ~ hakingana ~ fahakingana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31