Teny iditra | hakingana (kinga) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany | |
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973] cleverness, quickness | |
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974, SLP 1986] adresse | |
[Hallanger 1974] habileté | ||
[SLP 1986] rapidité, agilité | ||
Mpitovy hevitra | hakinga ~ fahakinga ~ fahakingana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |