Teny iditra | halany | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] tory, tany, saha, tanimboly [1.78] | |
Teny iditra | halany (halatra, halana, hala) | |
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe halatra sy halana sy hala | |
Fanazavàna teny anglisy | his/her/their theft (halatra) ¶ his/her/their spider (hala, halana) [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | son/leur vol (halatra) ¶ son/leur araignée (hala, halana) [3.1] | |
Teny iditra | halany (alana, laka) | |
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe halana sy halaka | |
Fanazavàna teny anglisy | will be removed by him/her/them (halana, from alana) ¶ will be aligned in a certain fanorona position by him/her (alaka, from laka) [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | sera enlevé par lui/elle/eux/elles (halana, from alana) ¶ sera aligné dans une configuration de fanorona par lui/elle/eux/elles (alaka, from laka) [3.1] | |
Fivaditsoratra | halina, hilana, lahina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |