Teny iditra halina (alina)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milazany alina talohan' ny antoandro itenenana: Nisy nikotrokotroka halina ka taitra tampoka aho
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885, Hallanger 1973] last night
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] la nuit dernière
Voambolana 
Mpitovy hevitra ankaly ~ lahaly

Teny iditra halina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [David: Dialectes (takila H)] [Tankarana] tranchée. § hàdy.
Mpitovy hevitra haly

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31