Teny iditra |
hamafisina
(mafy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao
|
Fanazavàna teny malagasy | Atao mafimafy kokoa, izany hoe afaka hahatohitra tsaratsara kokoa izay herin-javatra mety hihatra aminy na hanan-kery kokoa: Hamafiso ny fefiloha. / Nohamafisina ny fihavanana [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | see mafy. [Richardson 1885]
|
Haiendriteny |
hamafisina
hamafisiko
hamafisinao
hamafisiny
hamafisintsika
hamafisinay
hamafisinareo
hamafisin'
hamafisin-
hamafisim-
hamafisi-
| |
nohamafisina
nohamafisiko
nohamafisinao
nohamafisiny
nohamafisintsika
nohamafisinay
nohamafisinareo
nohamafisin'
nohamafisin-
nohamafisim-
nohamafisi-
| |
hohamafisina
hohamafisiko
hohamafisinao
hohamafisiny
hohamafisintsika
hohamafisinay
hohamafisinareo
hohamafisin'
hohamafisin-
hohamafisim-
hohamafisi-
| |
hamafiso | |
|
Mpitovy hevitra | ~ |
|