Teny iditra hamaintisana (mainty (inty))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Toetran' ny zavatra mainty: Ny hamaintisany no tsy ahitana ny kary amin' ny alina
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 419] la noirceur
Mpitovy hevitra hamainty
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31