Teny iditra hamamy (hamy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mamy, hatsiro: Fary lava tsy lany hamamiana [1.1]
Mpitovy hevitra hamamiana

Fivaditsoratra mamahy, mamiha, mimaha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31