Teny iditra hamasahana (masaka (hasaka))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Toetran' ny zavatra masaka, na nandrahoina izany na tonga amin' ny fotoana mahatsara hohanina azy
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] état de ce qui est bien mûr, bien cuit, bien fait
Mpitovy hevitra hamasaka ~ fahamasahana

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/25