Teny iditra |
hamatra
(fatra)
|
Sokajin-teny | ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mamatra
|
Ohatra | eny, hamatra ny valin' ny asany ho ao an-tratrany Aho aloha. [Baiboly: 29.65.7]
|
|
Teny iditra |
hamatra
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | deformed, maimed [Richardson 1885]
|
|
Teny iditra |
hamatra
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | tsy fahita firy [SLP 1986]
|
Fanazavàna teny frantsay | rare [SLP 1986]
|
|
Teny iditra |
hamatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fifehezana na fanaratoana taolana tapaka mba hampitohy azy na tsy hihetsiketsehany
[Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | a splint for supporting a broken limb, etc. [Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | éclisse, attelle [Abinal 1888]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
hamatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Bandin-takolaka marary ¶ Holatra amin' ny tarehy na vozona avy amin' ny fery sitrana; ny pentina na ny lelakomby amin' ny hoditra [Rajemisa 1985]
|
| faritra miavaka hafa loko noho ny hoditra rehetra ary nentina hatrany am-bohoka [SLP 1986]
|
| a disease of the skin [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | cicatrice, tache de la peau caractérisant certaines maladies, pustule, desquamation de lèpre [Abinal 1888]
|
| tache pigmentaire [SLP 1986]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
hamatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | a shrub used as a medicine by the Sakalava. [Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava]
(au sens propre : cicatrices, desquamation de la peau ; nom donné à des plantes ayant des propriétés rubéfiantes) Aeschynomene sensitiva Sw. (Fabaceae) ; les sommités fleuries sont administrées en infusions purgatives.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
hamatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Mahafaly]
(au sens propre : cicatrices, desquamation de la peau ; nom donné à des plantes ayant des propriétés rubéfiantes) Euphorbia stenoclada Baill. (Euphorbiaceae). Latex rubéfiant ; très dangereux s'il vient à pénétrer dans l'oeil. Il peut causer des cécités définitives.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Aeschynomene sensitiva, Euphorbia stenoclada |
|