Teny iditra hamavo (mavo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mavo somary vony: Ny hamavon' ny rindrina
¶ Fihambaniana: Tsy nijery ny hamavoanay izy [1.1]
Mpitovy hevitra hamavoana

Fivaditsoratra mahova, mavoha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31