Teny iditra handrotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fatotra mora vahana, fehy tsy fato-maty
Mitovy hevitra: singory
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a bow, a slip-knot. See fehy, fandrotra.
Sampanteny 
Mpanahaka  fehy handrotra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31