Teny iditra hanitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fofona tsara, mamerovero.
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] fragrance
Fanazavàna teny frantsay  [David: Dialectes (takila H)] [Tankarana] bonne odeur, parfum. Odeur agréable. § hànitra.
  [Hallanger 1974] parfum, bonne odeur
  [Boiteau 1997] (tout l'île) Parfum, odeur forte ; se distingue de fofona qui implique une odeur plus suave. Un proverbe dit par exemple : sakamalaho sy havozo samy manana ny hanitra ho azy : le gingembre et le havozo (Ravensara anisata Danguy) ont chacun leur odeur, leur parfum
Voambolana 
Sampanteny 
Mpitovy hevitra hamitra
Kamban-teny, lohateny, anarana 
 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31