Teny iditra | hanta | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Angolangola na fihetsika somary amboamboarina raha mangata-javatra noho ny fitokiana fitiavana; fiangaviana na fitarainana hahazoana zavatra na hahazoana manao ny sitraky ny fo noho ny fitokiana fitiavana; fanaovana angolangola hahazoana tombompitia: Tokony ho voafefin' ny fanajana mandrakariva ny hantahanton' ny ankizy. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | indulgence [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | action de tout accorder [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | hantahanta | |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hanta io | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |