Entrée | hao | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Bibikely tsy misy elatra, maintimainty, mivelona amin' ny biby lehibe izay tsentsefiny ny rany ka mahatsiaro ho mangidihidy. Amin' ny olombelona dia ao anatin' ny volon-doha indrindra no mivelona ny hao; atao hoe haofotsy izy raha eran' ny vatana no misy azy [1.1] | ||||
Katsentsitra mivelona amin'ny biby mampinono [1.13] | |||||
Explications en anglais | A louse, a tick. [1.2] | ||||
A louse [1.7] | |||||
Explications en français | Pou [1.8, 1.13, 1.82] | ||||
Exemples | Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila.
[2.528] | ||||
Vocabulaire | Zoologie: invertébrés | ||||
Morphologie |
| ||||
Mots composés |
| ||||
Zoonymes |
| ||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot hao | ||||
Articles | Randzavola: hao ao amin' ny Baiboly | ||||
Entrée | hao | ||||
Partie du discours | adverbe | ||||
Explications en malgache | [Taisaka] Eny [1.78] | ||||
Explications en français | [Taisaka] Oui [1.82] | ||||
Anagrammes | aho, hao, hoa |
Mis à jour le 2023/06/12 |
![]() |