Teny iditra hao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Bibikely tsy misy elatra, maintimainty, mivelona amin' ny biby lehibe izay tsentsefiny ny rany ka mahatsiaro ho mangidihidy. Amin' ny olombelona dia ao anatin' ny volon-doha indrindra no mivelona ny hao; atao hoe haofotsy izy raha eran' ny vatana no misy azy [Rajemisa 1985]
 katsentsitra mivelona amin'ny biby mampinono [SLP 1986]
Fanazavàna teny anglisy a louse, a tick. [Richardson 1885]
 a louse [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay pou [Hallanger 1974, SLP 1986, Deschamps 1936]
Voambolana 
Haiendriteny 
hao
haoko
haonao
haony
haontsika
haonay
haonareo
haon'
haon-
haom-
-kao
-kaoko
-kaonao
-kaony
-kaontsika
-kaonay
-kaonareo
-kaon'
-kaon-
-kaom-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra hao
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] eny [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] oui [Deschamps 1936]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31