Teny iditra | harahara | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Madiva dia ho rovitra [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] | |
Sampanteny |
| |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny harahara io | |
Teny iditra | harahara | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Hazo antonontonony, mahatratra 7-8 m ny haavony ary 0,16-0,20 m ny savaivony (Phylloxilon ensifolium) hazo mafy diamafy, fanaovana zaran' angady indrindra ka nahatonga azy ho teny mitovy hevitra amin' ny "angady" [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] nom d'un bois très dur, Phylloxylon ensifolius. [David: Dialectes (takila H)] | |
appellation botanique: Phylloxylon [Rakotovao: Bois] | ||
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |
Anarana siantifika | Phylloxylon ensifolius | |
Mpitovy hevitra | sotro ~ tsiavango ~ voafatra | |
Teny iditra | harahara | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] karazana garaba misy masomasony fanatonan-tsotro sy lovia [Rakotosaona 1975] | |
Teny iditra | harahara (hara) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] tsapatsapa [Rakotosaona 1975] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] tâtons [Deschamps 1936] | |
Sampanteny |
| |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |