Teny iditra | haraka | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] mangetaheta [Rakotosaona 1975] | ||
[Bezanozano] sasatra [Rakotosaona 1975] | |||
Maina, makiana noho ny herin' ny afo na ny masoandro [Rajemisa 1985] | |||
Fanazavàna teny anglisy | dried up, scorched, parched, exhausted, enfeebled, wearied, tired. [Richardson 1885] | ||
Fanazavàna teny frantsay | trop sec, cassant par trop de chaleur, calciné, grillé ¶ qui se morfond, qui attend en vain: Haraka foana eo ianao (Vous vous morfondez, vous attendez longtemps en vain) [Abinal 1888] | ||
[Tankarana] épuisé, qui a peiné. [David: Dialectes (takila H)] | |||
Sampanteny |
| ||
Teny iditra | haraka | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] enti-milaza ny zavatra atao ka mampazoto ny tena tokoa ny manao azy [Rakotosaona 1975] | ||
Teny iditra | haraka | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] lakana fitondra an-dranomasina [Rakotosaona 1975] | ||
Hazo lehibe marokoroko ny hodiny, fanaovana lakana [Rajemisa 1985] | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] pirogues de mer [Deschamps 1936] | ||
Voambolana | Fifamoivoizan-tsambo | ||
Teny iditra | haraka | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Kofehy mitana ny tenany amin' ny tenona mba hitsofohan' ny fahany [Rajemisa 1985] | ||
Fanazavàna teny anglisy | the heddles of a loom [Hallanger 1973] | ||
Fanazavàna teny frantsay | lisses du métier ¶ action de lier les pierres sur les traineaux [Abinal 1888] | ||
les lisses d'un métier [Hallanger 1974] | |||
Voambolana | Taozava-baventy | ||
Sampanteny |
| ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Teny iditra | haraka | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fakana an-kery, fihinanam-bahoaka an-kafetsena. [Rajemisa 1985] | ||
Fanazavàna teny frantsay | extorsion, exaction [Abinal 1888] | ||
Sampanteny |
| ||
Teny iditra | haràka | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] taolan-tena iray manontolo [Rakotosaona 1975] | ||
[Bara] taolambalo [Rakotosaona 1975] | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] squelette [Deschamps 1936, Rakotosaona 1975] | ||
Voambolana | Haiaina | ||
Teny iditra | haraka | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | (pris adjectivement, ce mot signifie trop sec, trop cassant ; on le donne à des bois sans emploi, qui ne servent que de combustible). Ce sont surtout suivant les régions : ¶ [Betsimisaraka] -- Asteropeia amblyocarpa var. matrambody Capuron (Asteropeiaceae) ; -- Cordyla haraka Capuron et -- Xanthocercis madagascariensis Baill. (Fabaceae). -- Homalium planiflorum (Boivin ex Tul.) Baill. (Salicaceae). ¶ [Tanosy] Asteropeia multiflora Thouars (Asteropeiaceae). [Boiteau 1997] | ||
Voambolana | Haizavamaniry | ||
Anarana siantifika | Asteropeia amblyocarpa var. matrambody, Asteropeia multiflora, Cordyla haraka, Homalium planiflorum, Xanthocercis madagascariensis | ||
Teny iditra | haraka | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Merina] (du malais kerak) Riz (paddy) qui vient juste d'être battu et qu'on fait sécher au soleil. [Boiteau 1997] | ||
Voambolana | Haizavamaniry | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |