Teny iditra | harana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] vato, taolana na zavatra hafa maty toy izany | ||||
[Rajemisa 1985]
Tendrombohitra vato: Haram-bato ¶ Akoran-javatra mafy ary mangirangirana | |||||
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973] a rocky place | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974] grands rochers | ||||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | ||||
Sampanteny |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Haianarantany | |||||
Teny iditra | harana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Taho na zaran-javatra, zarana: Haran' angady | ||||
Teny iditra | harana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Fitadiavana, fikarohana sy fihazana | ||||
Sampanteny |
| ||||
Teny iditra | haraña | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975] [Betsileo] hantsana amoron-drano, tevana | ||||
[Rakotosaona 1975] [Tanala] hantsana, tevana | |||||
Haianarantany | |||||
Teny iditra | harana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975] [Betsileo] akoran-driaka: Lehe malaka haraña añareo ko manao va soa amin'ny rano | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [David: Dialectes (takila H)] [Tankarana] corail. | ||||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | ||||
Teny iditra | harana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975] [Taisaka, Tanala] akora | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973] sea shells; an eggshell | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974] coquillage; coque des oeufs | ||||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | ||||
Teny iditra | harana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] (haraña) faty maina, faty maina havadika, tolan'olona maty | ||||
[Rakotosaona 1975] [Sihanaka] faty maina | |||||
Teny iditra | harana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] a plant from which sticks for the ribs of umbrellas are obtained. Same as hazoharana. | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Boiteau 1997] [Betsimisaraka] (de harana : action de rechercher activement quelque chose ; voir aussi haramboanjo) Arbre non identifié à bois très nerveux. Les petites branches très élastiques servaient autrefois en guise de baleines pour les ombrelles et parapluies confectionnés à Madagascar. On l'appelle aussi hazoharana . | ||||
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | ||||
Teny iditra | Harana | ||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [Baiboly] Harana | ||||
[Baiboly] Haran | |||||
Fanazavàna teny frantsay | [Baiboly] Harân | ||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||
Mpitovy hevitra | Aràna | ||||
Teny nalaina | Toko sy andininy momba Harana | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Harana | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |
![]() |