Teny iditra hararaotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fery vao mainka mihalehibe: Manao hararaotra ilay tanako naratra
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] ulceration
Fanazavàna teny frantsay  [Rajemisa: Vakoka] panaris
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra hararaotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fanampiana trotraka, famelezana ny efa voa. Famonjena hanao zavatra haingana noho ny fahatahorana sao tsy misy hahazoana manao azy intsony
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] aggravation, following up, taking the opportunity of adding.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31