Teny iditra harato
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tady na tariby voatenona makarakarasy misy masomasony atao fakana hazandrano na fefy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy a net, net-work, a fishing net. [1.2]
 a fishnet [1.7]
Fanazavàna teny frantsay filet à mailles, réseau, treillis, grille, grillage, tout ce qui est tissé ou tressé en forme de grille
¶ appareil, bandage pour les membres fracturés [1.3]
 filet de pêche [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
Tsipelina hafa 
Ohatra Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny. [2.471]
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra harato (haratra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana harasana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra hoatra, ohatra, taharo, ahotra, haotra

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30