Teny iditra haratsiana (ratsy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Toetran' ny olona na zavatra ratsy, na ara-batana izany na ara-panahy: Haratsian-tarehy. Haratsiam-panahy
¶ Havetavetana
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] evil, wickedness
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Hallanger 1974] méchanceté
  [Abinal 1888, Hallanger 1974] malheur
  [Abinal 1888] malice
  [Abinal 1888] mauvais état, mauvaise qualité, laideur
Mpitovy hevitra faharatsiana
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31