Teny iditra harena (hary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Vola na zavatra ananana betsaka, vokatry ny asa natao; ny noharina.
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885, Hallanger 1973] riches, property
  [Richardson 1885] wealth, opulence. Often pronounce hariana. See hary.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995] richesse
  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] fortune
  [Abinal 1888] opulence, biens
  [Hallanger 1974] propriété
Haiendriteny 
harena
harenako
harenanao
harenany
harenantsika
harenanay
harenanareo
harenan'
harenan-
-karena
-karenako
-karenanao
-karenany
-karenantsika
-karenanay
-karenanareo
-karenan'
-karenan-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny harena ity (1): Vinaninkarena

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31