Entrée 1/2 harendrina
Partie du discours nom
Explications en malgache Afo arehitra amin'ny bozaka voafatotra amin'ny hazo lavalava, na fanilo entina mandehandeha manodidina ny trano amin' ny andro fandroana na fetim-pirenena malagasy, mba handroaka ny fanahy ratsy tsy hanembantsembana ny fifalian'ny velona [1.1]
Explications en anglais Torches of grass, etc., kindled by each family outside the house of the two evenings immediately preceding the annual festival of the fandroana. [1.2]
Explications en français Feux de joie du fandroana [1.3]
Exemples Ny harendrina dia toy ny marika entina mampaha-tsiaro fa tonga ny Fandroana. [2.857]
Dérivés 
Mots composés 

Entrée 2/2 harendrina
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana bibikely, manjelanjelatra rehefa manidina amin' ny alina, angamenavava [1.1]
Explications en français Luciole, ver luisant [1.3]
Vocabulaire 
Autres orthographes 

Mis à jour le 2024/07/05