Teny iditra hariva
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ny tapak' andro ihilanan' ny masoandro miankandrefana: Amin' ny dimy hariva / Ny hariva no fahanteran' ny andro
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] the evening
  [Hallanger 1973] the afternoon, the evening
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] l'après midi, le soir
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra hariva
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Folaka: Hariva ny andro
¶ Amin' ny hariva, tratra aoriana: Tonga hariva ianareo izany / Hariva izahay fa aoka handeha

Teny iditra hariva
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tazonina ela hatramin' ny hariva: Harivan' ny resakareo eto lahy izahay

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/01