Teny iditra | haro | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Famadibadihana zavatra mba hifangaroan' ny ao anatiny tsara ¶ Fanaovana izay hampikambana ka hampiray zavatra roa na maro [Rajemisa 1985] | |||
fitambarana taharo roa na maromaro [SLP 1986] | ||||
[Taisaka] fifangaroana [Rakotosaona 1975] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | a mixture. [mal. And jav. Aru, to stir up.] [Richardson 1885] | |||
a mixture [Hallanger 1973] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | mélange [Hallanger 1974] | |||
complexe, mélange, composition [SLP 1986] | ||||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Mpanahaka | fangaro ~ laro | |||
Teny iditra | haro | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] corbeille [Deschamps 1936] | |||
Teny iditra | haro | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] fihadiana [Rakotosaona 1975] | |||
Teny iditra | haro | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] alina [Rakotosaona 1975] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |