Entrée | haron-doa-body | |||
Partie du discours | locution | |||
Explications en malgache | Ilazana ny harona loaka ny fanambaniny ka manary izay rehetra atao ao anatiny, ka ny hoe mitahiry an-karondoa-body dia mahery manangona nefa verivery na lanilany foana izay voangona [1.1] | |||
Explications en anglais | (literally a basket with a hole in it), a wasteful person [1.7] | |||
Explications en français | (littéralement et figuré) panier percé [1.8] | |||
Mots élémentaires | harona ; loa-body | |||
Mots composés |
| |||
Mis à jour le 2023/11/20 |
![]() |