Teny iditra | hary | ||
Sokajin-teny | ny ho avin' ny mpamaritra ary | ||
Teny iditra | hary | ||
Sokajin-teny | tenim-piontanana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Izany manko o! | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] indeed! Really! Is it so? | ||
Teny iditra | hary | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Izay vola azo na voangona, izay vokatry ny natao, teo amin' ny fanaovan-javatra na asa: Harinay mivady itỳ trano itỳ | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973] accumulated possessions | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974] biens accumulés | ||
Sampanteny |
| ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Teny iditra | hary | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] nonon' omby | ||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | ||
Teny iditra | hary | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Boiteau 1997]
(même étymologie que harina (1) ; prononciation locale) Nom donné à des arbres qu'on utilise surtout à préparer du charbon de bois : ¶ [Bara, Betsileo, Tanala] Bridelia pervilleana Baill. (Euphorbiaceae) Les feuilles sont employées en infusion contre les maux de tête et pour prévenir les mauvais rêves (Grandidier). ¶ [Tandroy] Bridelia pervilleana var. humbertii Leandri (Euphorbiaceae) | ||
Voambolana | Haizavamaniry | ||
Anarana siantifika | Bridelia pervilleana, Bridelia pervilleana var. humbertii | ||
Teny iditra | hary | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Boiteau 1997]
(de hary : attirer l'attention, se mettre en vedette ; ces bois éclatent avec fracas quand on s'en sert comme combustible) Ce sont surtout :
¶ [Taisaka] Erythroxylum pervillei Baill. (Erythroxylaceae) ¶ [Tandroy] Strychnos spinosa Lam. (Loganiaceae). | ||
Voambolana | Haizavamaniry | ||
Anarana siantifika | Erythroxylum pervillei, Strychnos spinosa | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |