Entrée | 1 hasiahana (siaka) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Toetran' ny olona masiaka, lozabe, faly hampijaly ny sasany; halozana [1.1] |
Explications en anglais |
4 fierceness, violence [1.7] |
Explications en français |
5 Méchanceté [1.3#222, 1.8] 6 férocité [1.8] |
Exemples |
7 Azo heverina koa hoe hasiahana maina tsy nisy voka-tsoa mivantana hoa azy nanao azy. [2.472#] 8 Moa tsy asehon' ireo teny ireo fa tena noheveriny ho hasiahana ny lahatra mahafaty ny olombelona? [2.296#] |
Anagrammes | 9 hasahiana, hasiahana |
Mis à jour le 2024/02/19 |