Teny iditra hasoa (soa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetra soa, toetra tsara
¶ Hafinaritra, hatsara, hakanto: Ny hasoan' ny voninkazo
¶ Ny vokatra entin' ny..., ny ilana ny...: Tsy fantatrao angaha ny hasoan' ny orana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31