Teny iditra hatafa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Betsimisaraka] a large tree, the kernel of whose fruit is edible. Terminalia catappa , L. Same as atafa (Betsim.), and atafana [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (du malais ketapang; batak: katapang; latinisé en catappa par L.) Terminalia catappa L. (Combretaceae). Le Badamier, souvent planté sur les promenades au bord de la mer. Amandes du fruit comestibles. (voir aussi hatafana). [1.196]
Voambolana 
Anarana siantifika Terminalia catappa
Mpitovy hevitra antafa ~ antafana ~ atafa ~ atafana ~ hatafana
Ohatra Feno hehy sy korana ny alokaloky ny lavarangana ary nisy aina terý ny vodi-hatafa sy voaniho. [2.499]

Fivaditsoratra tahafa

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/02