Teny iditra hataka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fiangaviana hahazoana zavatra iray avy amin' olona: Izao no hataka ataoko aminao
¶ Vavaka sy faniriana hahatanteraka izay ilaina: Henoy ny hatakay, Andriamanitra ò!
¶ Zavatra nangatahina: Hataka ity ka tsy azoko amena anao indray
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a request, a thing begged, alms.
  [Hallanger 1973] a request, an entreaty
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995] demande, requête
  [Abinal 1888] supplique, prière
Sampanteny 
Haiendriteny 
hataka
hatako
hatakao
hatany
hatatsika
hatakay
hatakareo
hatak'
hata-
hataky
-kataka
-katako
-katakao
-katany
-katatsika
-katakay
-katakareo
-katak'
-kata-
-kataky
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra hataka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fisarahana na fanalavitana; fialana tsy hanakaiky; fitokantokanana tsy miaraka amin' ny hafa
Sampanteny 

Teny iditra hataka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] anaran-gidro madinika
Fanazavàna teny frantsay  [David: Dialectes (takila H)] [Tankarana] animal nocturne. § tsìdika.
Fanazavàna teny anglisy  [Mittermeier: Lemurs] Greater dwarf lemur (Cheirogaleus major
¶ weasel sportive lemur, weasel lemur (Lepilemur mustelinus)
¶ small-toothed sportive lemur, small-toothed weasel lemur (Lepilemur microdon)
Fanazavàna teny frantsay  [Mittermeier: Lemurs] grand chéirogale (Cheirogaleus major)
¶ Lépilemur (Lepilemur mustelinus)
¶ Lépilemur aux petites dents (Lepilemur microdon)
Voambolana 
Anarana siantifika Cheirogaleus major, Lepilemur microdon, Lepilemur mustelinus
Mpanahaka  tsidy ~ tsitsily ~ fitiliky ~ kotrika ~ trangalavaka
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro

Teny iditra Hatàka
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Baiboly] Hatach
Fanazavàna teny frantsay  [Baiboly] Hataq
Voambolana 
Mpitovy hevitra Atàka
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/29