Teny iditra hatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fahatongavana na fidonana any amin' ny noheverina haleha; fikasihana
Sampanteny 
Haiendriteny 
hatra
hatramy
hatrany
hatr'
Mpanahaka  hatramy

Teny iditra hatra
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Teny atambatra: 1) amin' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana: eo, eto, etsy, eroa, ery, eny, ao ato, atsy aroa, ary, any, mba hoenti-milaza faritoerana tratrarina: Hifaninana hazakazaka ianareo hatrerỳ amin' ny foto-paiso erỳ; 2) amin' ny mpampiankina, amy mba hilazana fetran' isa na fotoana tsy azo ihoarana: Manisà hatramin' ny telopolo / Andraso aho hatramin' ny zomà
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] up to, as far as (of time and space)
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] depuis, jusqu'à
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra hatra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Provincial] a word for zatra
Fanazavàna teny frantsay  [David: Dialectes (takila H)] [Tankarana] habitué. § zàtra.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31