Teny iditra hatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahatongavana na fidonana any amin' ny noheverina haleha; fikasihana [1.1]
Haiendriteny 
hatra
hatramy
hatrany
hatr'
Sampanteny 
Mpanahaka  hatramy

Teny iditra hatra
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Teny atambatra: 1) amin' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana: eo, eto, etsy, eroa, ery, eny, ao ato, atsy aroa, ary, any, mba hoenti-milaza faritoerana tratrarina: Hifaninana hazakazaka ianareo hatrerỳ amin' ny foto-paiso erỳ; 2) amin' ny mpampiankina, amy mba hilazana fetran' isa na fotoana tsy azo ihoarana: Manisà hatramin' ny telopolo / Andraso aho hatramin' ny zomà [1.1]
Fanazavàna teny anglisy up to, as far as (of time and space) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay depuis, jusqu'à [1.8]
Voambolana 

Teny iditra hatra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] a word for zatra [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] habitué. § zàtra. [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31