Teny iditra hatsikana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Zavatra atao hampihomehy, arira, kivazivazy, vosobosotra: Aza manao hatsikana eo ianao fa efa manevika aho izany
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a legend, an amusing story. See vosobosotra, vazivazy, angano, arira
Sampanteny 
Ohatra  [Rainitovo: Antananarivo] Mampiseho fahaiza-miteny sy mampiady hatsikana sy ohabolana eo izy;

Teny iditra hatsikana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mpanao arira, kivazivazy mampihomehy: Zazalahy hatsikana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] jocular, jesting, talkative

Teny iditra hatsikana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karazan-kazo izay ampiasaina hampahamanitra ny toaka ny hodiny. (Xerochlamys pilosa)
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a small shrub, the back of whose root is used in the manufacture of native rum, and as a black dye. It is also said to cause vomiting of blood if used in too great quantity. Xerochlamys pilosa, baker.
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Merina] (nom d'un ancien mois lunaire, du sanscrit kartika ? Leptolaena bojeriana (Baill.) Cavaco et Leptolaena pauciflora Baker (Sarcolaenaceae). Racines ajoutées au rhum du pays pour lui donner une teinte brune appréciée. Écorces tannifères et tinctoriales. Le décocté des parties aériennes est administré en boissons dans la syphilis secondaire. Autrefois d'après les Tantaran'ny Andriana (« Histoire des Seigneurs »), on en détachait de petits fragments qui étaient inclus dans la peau après des scarifications. C'était le tetika amin'ny hatsikana. Cette pratique était censée protéger des maladies. Le bois servait surtout à faire du charbon de bois.
Voambolana 
Anarana siantifika Leptolaena bojeriana, Leptolaena pauciflora
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/02