Teny iditra |
havana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Ireo olona misy fifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Misaona izy fa misy havany maty ¶ Olona mifankatia amin' ny tena, sakaiza: Mandrosoa, tompoko; havana ianareo fa tsy olon-hafa
|
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885, Hallanger 1973]
a friend |
| [Richardson 1885]
a relation, an alliance. See sakaiza,
longo
|
| [Hallanger 1973]
a relative, an ally; cf. sakaiza
|
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888, Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
parent |
| [Abinal 1888, Hallanger 1974]
allié, ami |
Voambolana |
Sampanteny |
Haiendriteny |
havana
havako
havanao
havany
havantsika
havanay
havanareo
havan'
havan-
havam-
hava-
| |
-kavana
-kavako
-kavanao
-kavany
-kavantsika
-kavanay
-kavanareo
-kavan'
-kavan-
-kavam-
-kava-
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra |
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
havana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Fanatsikerana ny lavenona ao anaty fatana mba hirehetan' ny afo tsara |
Sampanteny |
Haiendriteny |
havana
havako
havanao
havany
havantsika
havanay
havanareo
havan'
havan-
havam-
hava-
| |
-kavana
-kavako
-kavanao
-kavany
-kavantsika
-kavanay
-kavanareo
-kavan'
-kavan-
-kavam-
-kava-
| |
|
|
Teny iditra |
havana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975]
[Taisaka]
havanana |
Fanazavàna teny frantsay | [Deschamps 1936]
[Taisaka]
droite |
Sampanteny |
Haiendriteny |
havana
havako
havanao
havany
havantsika
havanay
havanareo
havan'
havan-
havam-
hava-
| |
-kavana
-kavako
-kavanao
-kavany
-kavantsika
-kavanay
-kavanareo
-kavan'
-kavan-
-kavam-
-kava-
| |
|
|