Teny iditra havandra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy hail [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay grêle [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1havandra vaventy, Ankaratra hiany; [Callet: Tantara, takila 15]
2Norotsahany havandra ho solon'ny ranonorana izy ireo; [Baiboly: 23:105:032/Salamo 105:32..]
Teny nalaina 

Teny iditra havandra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay malheur [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31