Teny iditra | havangavana (havana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | (mandray ny hevitry ny teny roa mitovy hoe havana). Fanariana ny havana ory [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny frantsay | Action de délaisser des parents malheureux [Abinal 1888] | |
Sampanteny |
| |
Mpanahaka | havankavana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |