Teny iditra havaotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy jereo avaotra [Rajemisa 1985]
 ny atao hoe havaotra na avaotra dia karazan-javamaniry mandadina be tsilotsilo [Rajemisa: Fiteny 3 takila 131]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka, Bezanozano, Merina] (voir aussi avaotra qui semble à préférer). Smilax kraussiana Meisn. (Liliaceae). Les tubercules et racines de cette salsepareille avaient des propriétés cicatrisantes utilisées notamment pour obtenir la guérison des abcès fistulés. On en faisait un onguent qu'on introduisait dans les fistules. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Smilax kraussiana
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31