Teny iditra havatsa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fanaovana tomboka sarisary tsy azo vonoina amin' ny hoditry ny tarehy na ny vatan-tena (fandre matetika kokoa ny hoe Tombo-kavatsa)
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a particular kind of mark made in the skin for ornamentation, tattooing.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] tatouage
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra Havatsa
Sokajin-teny anarana
Voambolana 
Habaka Havatsa UPEM Frantsa (http://havatsa.upem.frantsa.org)

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31