Teny iditra |
hay
|
Sokajin-teny | tenim-piontanana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tenim-piontanana: Enti-milaza fanontaniana:
Hay! tonga sahady ianao ¶ Enti-milaza toa figagana noho ny fahatongavan-javatra na toe-javatra tsy araka ny nampoizina:
Natao hitsikitsika hivavahana, hay, Papango nipaoka ny akoho [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | an exclamation of surprise or scorn. Really! Truly! Indeed! It is repeated frequently as an encouragement to warriors. [Richardson 1885]
|
| really! indeed! [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | oh! vraiment! [Hallanger 1974]
|
Ohatra | Hay, hoy ny mpanjaka. [Razafiarivony: Harivolana, takila 175]
|
|
Teny iditra |
hay
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
fantatra
[Rakotosaona 1975]
|
| Azo, azo averina, fantatra (saingy ilazana indrindra zavatra ilana fianarana): Efa hainao va ilay tsianjery? (Ny hevitra fotsiny hoe "fantatra", tsy ilana fianarana, dia tsy fiteny loatra afatsy any an' indran-tany, na dia miha-mahazo vahana aza ankehitriny: Aiza ho aiza eto ny tranon-dRatsima, ry zaza? -- Tsy haiko, tompoko) ¶ Fantatra ny fanaovana azy: Aoka hataoko fa raharaha haiko raha izany foana ¶ Mety ho vita: Tsy mba hain' ny zanako, tompoko, ny mandainga ¶ Azo, tanty: Tsy hay leferina ny hoso-dratsy avy amin' ny havants ¶ Azo ifampiraharahana, azo akekezina: Tsy haiko io olona io fa ianaono aoka hiresaka aminy ¶ Voafehy: Tsy hain' ny vadiny Rasoa. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | possible, able to, can be done by. In the provinces, to know, to be acquainted with. [Richardson 1885]
|
| known; within one's capabilities [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
connu [Deschamps 1936]
|
| connu; dont on est capable [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
Haiendriteny |
hay
haiko
hainao
hainy
haintsika
hainay
hainareo
hain'
hain-
haim-
| |
hay
haiko
hainao
hainy
haintsika
hainay
hainareo
hain'
hain-
haim-
| |
ho hay
ho haiko
ho hainao
ho hainy
ho haintsika
ho hainay
ho hainareo
ho hain'
ho hain-
ho haim-
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra |
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
hay
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fahaizana (teny miditra amin' ny famoronan-teny maromaro ka ny heviny hatrany dia hoe fahaizana, fahalalana) [Rajemisa 1985]
|
|
Teny iditra |
hay
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
may, kilan'ny afo [Rakotosaona 1975]
|
| Hafanana, firehetana na fahamaizana vokatry ny afo na ny masoandro, doro: Hain-trano, hain-tanety; hain' andro (hainandro). [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | burning. A word not used alone, but in compounds [Richardson 1885]
|
| heat, fire [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
chaleur [Deschamps 1936]
|
| chaleur; feu [Hallanger 1974]
|
| (toute l'île) (comparer au sanscrit kashai : brûler ; au vietnamien : ray : culture sur incendie, etc. ; des mots de même origine existent dans toutes les langues de l'océan Indien et des rives du Pacifique).
Substantif : feu, incendie.
On dit notamment hain-tanety: incendie des herbes, feu de brousse, mais périodiquement pour le renouvellement des pâturages.
C'est une pratique désastreuse pour la végétation et le maintien de l'équilibre biologique.
[Boiteau 1997]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
hay
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
tany foana [Rakotosaona 1975]
|
| Tanety na lohasaha ngazana tsy misy ala na ahitra lava fa efa nodorana [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | an exposed situation, an open space near a forest, or surrounded by forest. ¶ open, exposed [Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
dénudé, dont on a brûlé la végétation. La région dite Ankay tirait son nom de ce que toutes les forêts y avaient été brûlées pour faire du charbon de bois ; la métallurgie du fer à la mode malgache se faisait au charbon de bois ; et aussi pour créer des pâturages
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
hay
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
the name of an insect found in rice [Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
insecte parasite du riz [David: Dialectes (takila H)]
|
| Nom générique des maladies des plantes qui se traduisent par un dessèchement des feuilles, comme si elles avaient été brûlées ; que ces maladies soient dues à des parasites végétaux ou animaux. Par exemple, haim-bary = haombary : « le pou du riz », mais aussi les dégâts dus à des attaques cryptogamiques, etc.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
hay
 |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | ahimaina
[Richardson 1885]
|
| vilona, ahitra maina
[Hallanger 1969]
|
|