Teny iditra | hazaka | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ferifery mitakovana amin' ny ranjo na fe [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | a kind of scab or itch, chiefly on the feet or legs. [1.2] | |||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hazaka io | |||||||||
Fivaditsoratra | kazaha |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |