Entrée 1/2 hazofijaliana
Mots élémentaires hazo ; fijaliana
Partie du discours nom
Explications en malgache Nohomboana tamin' ny hazofijaliana i Jesoa-Kristy / Manao famantaran'ny hazofijaliana izy raha vao mifoha [1.1]
Exemples 
1teo ambony hazofijaliana sy nitsanganany tamy ny maty. [2.59]
2Moa ve tsy nilaozan' ny vahoaka izy rehefa nofantsihina tamin' ny hazofijaliana? [1.369]
3Nivavaka toy ilay jiolahy teo ambonin' ny hazofijaliana, ilay teo an-kavanan' i Jesosy. [2.270]
Vocabulaire 
Mots composés 
Analogues  lakroa

Entrée 2/2 hazofijaliana
Mots élémentaires hazo ; fijaliana
Partie du discours nom
Explications en français  [Merina] (nom de la croix du Christ ; « arbre de la Passion ») Passiflora incarnata L. (Passifloraceae) et espèces voisines. Ce sont en réalité des lianes à fruits comestibles. Voir girenadrelina. [1.196]
Nom scientifique Passiflora incarnata
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/08/26