Teny iditra hazolahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tanala] lanonam-paty
Fanazavàna teny frantsay  [Deschamps 1936] [Taisaka] fêtes mortuaires
  [SLP 1986] fête funéraire
Voambolana 

Teny iditra hazolahy (hazo, lahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tanala] karazan'amponga (amponga tapaka )
  [Rakotosaona 1975] [Taisaka, Tanosy] amponga
  [Rajemisa 1985] Amponga fampiasa amin' ny lanonan-dehibe, na alohan' ny kabarin' ny manam-pahefana. Tsy mahazo mikasika azy ny vehivavy fahiny teo amin' ny Ntaolo; fady amin' ny sambatra na hiram-pivavahana na lanonana fangataham-pitahiana ho an' ny tafika ny mampiasa ny hazolahy
  [Rajemisa 1985] [Betsileo] Laona tonta efa gorobaka ka tampenana hoditra ny tendrony roa ary misy tady fanenjanana ny hoditra manodidina ny vatany velezina toy ny amponga
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a tall drum beaten at one end only, the performer standing up. See amponga, hatrotrobe.
  [Hallanger 1973] a drum
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Tambour fait avec un tronc d'arbre creusé
  [Deschamps 1936] [Taisaka] tambour (tam-tam) servant dans les cérémonies
  [Hallanger 1974] tambour
  [Boiteau 1997] grand tambour que l'on battait pour le rassemblement des guerriers
  [SLP 1986] tam-tam
Voambolana 
Mpanahaka  amponga ~ detra ~ langoroany

Teny iditra hazolahy (hazo, lahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Betsimisaraka, Bezanozano] (« bois mâle », à ne pas confondre avec hazo-lahy, hazo). Carissa madagascariensis Thouars et Carissa edulis var. microphylla Pichon.(Apocynaceae) Petits arbres à bois dur, très dense, d'un beau rouge orangé, utilisé en tabletterie et marqueterie. Fruits comestibles. On donne ce nom à Cabucala striolata Pichon, également de la famille des Apocynaceae mais dont le fruit n'est pas comestible. Cette dernière espèce est riche en alcaloïdes alors que les deux premières n'en renferment pas.
Voambolana 
Anarana siantifika Carissa edulis var. microphylla, Carissa madagascariensis

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31