Teny iditra hazolava (hazo, lava)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] fiandrasampaty [Rakotosaona 1975]
  [Bara] hatairana [Rakotosaona 1975]
  [Tanosy] vonjy loza (haintrano, dorotanety, ets) [Rakotosaona 1975]
 Antso fanao raha misy fahatairana lehibe, toy ny fahatongavan' ny fahavalo, fanamian' ny jiolahy [Rajemisa 1985]

Teny iditra hazolava (hazo, lava)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay appellation botanique: Neobeguea mahafaliensis [Rakotovao: Bois]
Voambolana 
Anarana siantifika Neobeguea mahafaliensis
Mpitovy hevitra andy ~ bemahova ~ fipy

Teny iditra Hazolava (hazo, lava)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -23.8833333, 47
Haianarantany hazo, lava

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31