Teny iditra hazomalahelo (hazo, helo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [malahelo, sad.] a weeping willow. An introduced tree.
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Merina] (de hazo : arbre et malahelo : le chagrin, l'affliction, c'est l'arbre de la tristesse). Le saule pleureur introduit et cultivé comme arbre d'ornement surtout à Tananarive et aux environs : Salix babylonica var. lavallei Dode (Salicaceae).
Voambolana 
Anarana siantifika Salix babylonica var. lavallei
Ohatra  [Baiboly: 23.137.2] Teo amin' ny hazomalahelo teo afovoan' i Babylona No nanantonanay ny lokanganay.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31