Teny iditra hazomalanga (hazo, langa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karazan-kazo lehibe fahita any amin' ny faritanin' i Toliary sy Mahajanga: tsara hazo, mani-pofona; anaovan' ny olona vata na tranom-pitaratra amin' ny varavarankely
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] (de hazo : bois et malanga : léger, prononciation souvent altérée, hazomalana ; on désigne surtout sous ce nom :
¶  [Tanala] Mauloutchia humblotii (H.Perrier) Capuron (Myristicaceae). Bois léger à odeur agréable.
¶  [Mahafaly, Sakalava] Hazomalania voyronii (Jum.) Capuron (Hernandiaceae). Le bois des piroguiers vezo.
¶  [Tandroy] Moringa drouhardii Jum. (Moringaceae). Curieux arbre à port de petit baobab, avec un tronc renflé en cigare. Les feuilles sont consommées comme légume. Il est souvent planté comme arbre d'alignement dans le Sud (Ambovombe, Tuléar etc.).
Voambolana 
Anarana siantifika Hazomalania voyronii, Mauloutchia humblotii, Moringa drouhardii

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31