Teny iditra hehy ra (hehy, ra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy hehy somary mangasihasy fa vaky lainga voatsindrona amin' ny tena marina ka mody mitsiky hanafenana izany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31