Teny iditra hehy valaka (hehy, valaka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy fihomehezana toa mampiseho tsy firaikana haniratsirana na hampisehoana tsy fitokiana an' ilay miresaka amin' ny tena [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy an ironic laugh [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay rire ironique [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31